Kamboty revisité 1

Kamboty revisité 1

Female soft emotional vocal, intimate acoustic ballad, Malagasy folk-pop style, warm and tender tone, medium vocal range, light natural vibrato, close microphone recording, gentle phrasing, expressive but controlled dynamics, acoustic guitar fingerstyle, soft piano background, subtle bass, minimal light percussion, 75 BPM, nostalgic and hopeful mood, warm studio atmosphere, natural reverb, no aggressive belting, no heavy drums.

00:00 / 00:00

Your friends are using AiMusic.la to generate music, listen to it! You can also generate your own music!

Lyrics

[Intro] ( ouhhh... annn ) [Verse 1] Indro izaho fa irery Varina nilalao andrefa-trano tao Nanao fangalam-piery Tsy nahalala ny hisaraka aminao [Pre-Chorus] Ianao ’lay sasa-niady, vizan-drery nibaby Ary niafy tsy maintsy... [Refrain 1] (Neny x3) Ny taratrao tsy ho very Nitondra hazavana tsy manan-tsahala (Neny x3) Tsy sitrako ny irery Ka hiraiko, tanisaiko, fa tantarako [Verse 2] Ianao ’lay tiako indrindra, nanondraka ny soa Voaraikitra ao am-po Nampianatra ahy nandrindra Fa na lasa azy ianao andriko ny anatrao [Pre-Chorus] Ka harenako ianao, mbola velona foana ’Lay anaranao... [Refrain 2] (Neny x3) Tsy maty akory ireny Mibitsika misoko, manjary kaloiko (Neny x3) Kintana mijery Ny hombako, nahitako masoandroko [Chorus Bridge] (Instrumental swell : piano + cordes légères) Tsy ho very ny fahatsiarovanao Ao am-po misy anao mandrakizay Na irery aho manoka Ianao no masoko mahafinaritra[Verse 3] (Nouveau – approfondissement) Mbola mihidy ny andro nitsaraka Ny ranomasina sy masoandro vavolombelona Fa ao am-po no mbola misy anao Tsy ho very ny fitiavanao anay roa [Refrain 1 + 2] (Répétition fusionnée pour build) (Neny x3) Ny taratrao tsy ho very Nitondra hazavana tsy manan-tsahala (Neny x3) Tsy sitrako ny irery Ka hiraiko, tanisaiko...(Neny x3) Tsy maty akory ireny Mibitsika misoko, manjary kaloiko (Neny x3) Kintana mijery Ny hombako, nahitako masoandroko [Outro] (Échos vocaux + fade guitare acoustique) Indro izaho fa irery... mbola mihaino anao Ka harenako ianao... mandrakizay velona (Neny x2) Kintana mijery ny hombako... (fade out)